• Vaovao avril 2010 (07/04/2010 publié dans : Vaovao )
    bonjour daholo indray ô! Elaela indray tsy nanoratra teto. Ny vaovao dia - ny fahavitan'ny concert de noël natao ny 31 janvier 2010 teo izay tena tsara tokoa. Ny olona nanatrika ataoko fa ...
  • Tratry ny taona 2010 (06/01/2010 publié dans : Vaovao )
    Bonjour daholo ndray e! Dia miarahaba antsika nahatratra ny taona 2010 indray noho ny fitahian'Andriamanira e! Enga anie ka ho taona hitomboantsika amin'ny fanarahana an'Andriamanitra indray ity ...
  • Batisa 4 octobre 2009 (02/11/2009 )
    Faly miarahaba antsika rehetra indray Ny vaovao faramparany di any fahavitan'ny batisa izay natao tamin'ny 4 octobre 2009 teo teny Ambatofotsy. Ka maromaro tamin'ireo natao batisa no zatovo efa ...
  • Sary Ztovo Taloha vaovao (08/09/2009 publié dans : Vaovao )
    Bonjour e! Misy sary taloha betsaka azo jerena ao amin'ny album e! Eo amin'ny ilany ankavanana eo misy hoe Album photo Dia mazotoa mijery e! Laza
  • 8 septembre 2009 (08/09/2009 )
    Faly miarahaba anareo indray ny tenako, Misaotra an'Andriamanitra mandrakariva ny amin'ny fitondrany sy ny fitantanany ny zatovo eto amin'ny FBB Ankadifotsy hatramin'izao. Tanteraka soa amantsara ...
  • 22 juillet 2009 (22/07/2009 publié dans : Vaovao )
    Faly indray ny tenanay miarahaba anareo mpamaky hajaina. Ela be zay tsy nanoratra! Inona no vaovao ? Tsisy! Misy ka : 1-Tsy ny 25 juillet indray aloha no manao sortie ny zatovo fa ny 1 août 2009, ...
  • Lundi de pentecote 2009 (03/06/2009 publié dans : Vaovao )
    Salut ! Noho ny fahamaroan'ny ankizy tsy afaka 'tampoka' ny amin'ilay sortie tokony natao tamin'ny alatsinainy teo (lundi de pentecôte) dia nofoanana izany. Ho hita eo amin'ny manaraka izay ...
  • Mitohy ny tantarantsika (19/05/2009 publié dans : Vaovao )
    Bonjour daholo indray ô! Araka izany dia, miverina amin'ny laoniny ny club du samedi, rehefa avy tsy nisy elaela noho ny kirizy (krimôzel, sy limônady) fa ny sekoly alahady moa iny efa nisy foana. ...
  • Ilay 11 janvier 2009 (12/05/2009 publié dans : Vaovao )
    Ialana tsiny raha izao vao manoratra indray fa 'nisy kirizy' Misaotra an'Andriamanitra fa vita soa aman-tsar iny fety iny. Rahefa nataotsika ny jery todika (sur papier) dia hita fa tafita aloha ny ...
  • Joyeux Noël (26/12/2008 )
    Salama daholo e! Joyeux noël à toutes et à tous Faly miarahaba anareo tratry ny krismasy 2008 e! Ny vaovao dia misy : Ny an'ny chorale moa no efa vita ny fiderana mikasika ny krismasy fa ny an'ny ...
  • Réunion des Parents (02/12/2008 publié dans : Vaovao )
    Manahoana indray e! Vita soa indray ny fivorian'ny ray aman-dreny izay natao ny 15 nov teo ary efa nadray anjara amin'ny fitantanana ny fotoana rehefa tsy eo aho ry 'zoky' isany. Misaotra e! Miala ...
  • Sortie le 8 nov 2008 (12/11/2008 )
    Dia faly indray aho misaotra an'Andriamanitra fa vita soa aman-tsara ny sortie natao teny Ivato. Ary misaotra an-dry tonton Albert sy tantine Vonisoa koa tamin'ny fampiantranoana ny zatovo, ...
  • Taom-pianarana 2008-2009 (07/11/2008 publié dans : Vaovao )
    Dia faly miarahaba antsika indray. Izao taona 2008 izao indray va "afaka" manoratra ato, isaorana Andriamanitra. Efa niditra ny zatovo 2008 -2009, maro ny zatovo vao niakatra. Ny fanomanana ny ...
  • FIARAHABANA (10/04/2007 )
    Misaotra an'Andriamanitra noho ny fahasoavany ka afaka nanangana ity takelaka tranokala ity ary koa faly miarahaba anareo rehetra izay mahita ity bilaogy ity ny tenako ary mirary anareo ho tamana ...

Présentation

Derniers Commentaires

Recherche

Calendrier

Mai 2012
L M M J V S D
  1 2 3 4 5 6
7 8 9 10 11 12 13
14 15 16 17 18 19 20
21 22 23 24 25 26 27
28 29 30 31      
<< < > >>

Créer un Blog

 
Créer un blog gratuit sur over-blog.com - Contact - C.G.U. - Rémunération en droits d'auteur - Signaler un abus