Lundi 2 novembre 2009
1
02
/11
/Nov
/2009
09:33
Faly miarahaba antsika rehetra indray
Ny vaovao faramparany di any fahavitan'ny batisa izay natao tamin'ny 4 octobre 2009 teo teny Ambatofotsy. Ka maromaro tamin'ireo natao batisa no zatovo efa sady 'tanora' ka dia indro ary ny album
(sary) voalohany mikasika izany. Misaotra an'i Miantsa naka ny sary.
Mbola hisy ihany ny fanampi-baovao rah sitrapon'Andriamanitra.
Efa eo am-panomanana ny krismasy 2009 indray izao ka ny zatovo zokiny miampy tanora (Herilala, Tahina) no manao ny fanomanana sy mandray anjara feno amin'ny fampianarana hira,
tenin'Andriamanitra ...Izaho (Laza) moa somary naka aina kely aloha, izany hoe tsy dia ho tazana firy aloha amlin'ity taom-pianarana ity, fa o Tonton José eo foana ihany.
Dia mazotoa daholo e!
Par Moniteur
0
Derniers Commentaires