Partager l'article ! Joyeux Noël: Salama daholo e! Joyeux noël à toutes et à tous Faly miarahaba anareo tratry ny krismasy 2008 e! Ny vaova ...
Salama daholo e!
Joyeux noël à toutes et à tous
Faly miarahaba anareo tratry ny krismasy 2008 e!
Ny vaovao dia misy :
Ny an'ny chorale moa no efa vita ny fiderana mikasika ny krismasy fa ny an'ny zatovo no mbola atao amin'ny 11 janvier 2009 raha sitrapon'Atra ka velonaina.
Ny Lohahevitra amin'izany dia
" INY JESOA INY DIA MBOLA HIVERINA - KOA MIOMANA"
Ny tena atao amin'izany dia hira sy tenin'Atra hifampaherezana hoan'izay efa 'ao amin'i Jesoa Kristy' ary fitoriana
hoan'ny hafa.
Koa manasa anareo izay mamaky ity lahatsoratra ity mba ho avy hanatrika ny fotoana amin'ny
11 janv 2009 @ 2h30
eto amin'ny fiangonana batista biblika Ankadifotsy, tsy misy vidim-pidirana fa
tonga dia tongava fotsiny.
dia izay indray àry aloha fa samia ho tahian4andriamanitra ka hahatratra ny taona vaovao e
Moniteur
| Mai 2012 | ||||||||||
| L | M | M | J | V | S | D | ||||
| 1 | 2 | 3 | 4 | 5 | 6 | |||||
| 7 | 8 | 9 | 10 | 11 | 12 | 13 | ||||
| 14 | 15 | 16 | 17 | 18 | 19 | 20 | ||||
| 21 | 22 | 23 | 24 | 25 | 26 | 27 | ||||
| 28 | 29 | 30 | 31 | |||||||
|
||||||||||
Derniers Commentaires