Partager l'article ! Réunion des Parents: Manahoana indray e! Vita soa indray ny fivorian'ny ray aman-dreny izay natao ny 15 nov teo ary efa nadray anjara ...
Manahoana indray e!
Vita soa indray ny fivorian'ny ray aman-dreny izay natao ny 15 nov teo ary efa nadray anjara amin'ny fitantanana ny fotoana rehefa tsy eo aho ry 'zoky' isany. Misaotra e!
Miala tsiny aho raha hisaotra manokana an'i Henintsoa sy Claude sy.... Dia mba mazotoa koa ny sasany e!
Ny fivoriana dia niresahana indrindra ny momba ny famonjen'ny zatovo tsirairay. Ny RAD no tompond'andraikitra voalohany amin'ny famonjen'ny zanany. Ny moniteur sy ny mpitandrina manampy sy manao izay tandriny azireo.
Raha misy tsy azonareo koa rankizy, na mbola mila halalinina ny mikasika ny famonjena dia aza misalasala manatona ny moniteur na mpitandrina ary indrindra ny RAD.
Noresahina tao koa fa ny Club dia mitaiza ny zatovo na mpino izy na tsia. Mitaiza ho amin'ny fahalalana bebekokoa ny amin'Andriamanitra, ny
fiainana miaraka amin'ny mpino, samy zatovo....Ahafantarana zavatra maro mikasika ny fiainana andavan'andro toy ny fianarana, fitiavana, namana, mozika, drogue, gestino de temps....Mbola ho avy
ny Page sy ny liens mikasika ireo atsy hoatsy fa mivavaha ho ahy izay mikasa hanao izany. Nefa raha misy mazoto ianareo ry zatovo ny hanoratra page mikasika izay thème efa vitantsika hatrizay dia
tena tsara. Izay indray aloha ny androany. Fa amin'ny sabotsy izao indray e! Aza adinoina ny fianarana solfa @ 2 an, veloom!
| Mai 2012 | ||||||||||
| L | M | M | J | V | S | D | ||||
| 1 | 2 | 3 | 4 | 5 | 6 | |||||
| 7 | 8 | 9 | 10 | 11 | 12 | 13 | ||||
| 14 | 15 | 16 | 17 | 18 | 19 | 20 | ||||
| 21 | 22 | 23 | 24 | 25 | 26 | 27 | ||||
| 28 | 29 | 30 | 31 | |||||||
|
||||||||||